4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manana - Rija Rasolondraibe

Manana anjara fiononana

Ny mino ao anaty ny fiangonana

Reo zay teo  sy eo am-pisoronana

Tsy ho avelany eto fa ankohonana



Nanjavona hono ny sasany , Poa toy izay dia efa lasany

Indray mipi maso dia any, Veloma ry tany

Hihaona @ Tompo eny anabakabaky ny lanitra

Isika dia te / hiomankomana any an-danitra



Dia hamirapiratra ny tavany e ! Dia hamirapiratra ny tavany e !

Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!

Handre ny fahatongavany e! ho avy haka ny havany e !

Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!





Tsy anavahana fiangonana ,fa valisoa iray iombonana

Ho an’ny mino rehetra ny fanangonana,tsy ho avelany eto fa ankohonana



Nanjavona…….

Partager manana

Commenter manana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite